Teny iditra |
hoditra
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Ny fonony ivelany amin' ny tenan-javamananaina (olombelona, biby) na zavamaniry: Mivoaka amin' ny mason-koditrany hatsembohana / Volovoloina ny hodi-paiso Ilazana ny volon' ny tenan' ny olombelona koa. [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Skin, hide, bark [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Peau, écorce, cosse [1.3, 1.8]
|
| Cuir, enveloppe, pellicule Figuré: teinte, couleur de la peau humaine [1.3]
|
| L'écorce des arbres en général, suivant les régions,
prononcé hoditra, holitsa,
holitse, etc.
[1.196]
|
Ohatra |
1 | Izy telo mianadahy kosa zarazara hoditra sy olioly volo.
[1.436]
|
2 | Ny stigima dia efa voalaza taloha ho tsy manana hoditra.
[1.357]
|
|
Voambolana |
Sampanteny |
Mpanahaka |
Soratr' omby
|
|