Teny iditra | iva | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Ambany, tsy avo: Iva fanidina ny akoho Reraka dia reraka: Efa iva ny ain' ny marary; 2) tsy ambony: Iva toetra iny olona iny [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Low [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Bas [1.8, 1.13] | |||
Tohi-kevitra | avo | |||
Kamban-teny |
| |||
Mpanahaka | fohy ~ botry ~ zeny ~ bozeny ~ botetaka ~ iva dia iva ~ misafosafo amin' ny tany ~ mirefarefa amin' ny tany ~ kely ~ boteta | |||
Teny iditra | iva | |||
Sokajin-teny | Tsy lazaina | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] [1.78] | |||
Sampanteny |
| |||
| ||||
Teny iditra | Iva | |||
Sokajin-teny | anaran-tsamirery (ara-baiboly) | |||
Fanazavàna teny anglisy | Ivah [2.996] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Ivva [2.996] | |||
Voambolana | Soratra Masina | |||
Tovy hevitra | Avà | |||
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly | Toko sy andininy momba Iva | |||
Fivaditsoratra | AVI, avy, iva, vay, via |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/23 |
![]() |