Teny iditra zeny
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Fohy kely, iva dia: Olona zeny (Jereo bozeny) [1.1]
 Botrikely, iva dia iva nefa tsy mahia loatra. Teny mitovy hevitra: bozeny [1.62]
Fanazavàna teny anglisy Dwarfish [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rabougri [1.3, 1.8, 1.5]
 Nain; chétif [1.3]
Ohatra 
1Koa manano zeny atao ampanjaka anao. [2.150]
2izay vokoka, na zeny, na mipentina ny masony, izay hatenina, izay anakandroana, ny torotoro vihy. [2.996]
Sampanteny 

Teny iditra zeny
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy Dwarf [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nain [1.8, 1.5]

Nohavaozina tamin' ny 2021/01/16