Teny iditra | botetaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||||||||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny toerana iva sy ambany Ny olona mipetraka amin' ny tany Ny olona midonanapoana tsy manao na inona na inona. [1.1] | |||||||||||||||
Sampanteny |
| |||||||||||||||
Teny iditra | botetaka | |||||||||||||||
Sokajin-teny | anarana | |||||||||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Se dit des plantes qui poussent en touffes largement étalées mais de faible hauteur. [1.196] | |||||||||||||||
Voambolana | Haizavamaniry | |||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |