Teny iditra abotetaka (botetaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Apetraka amin' ny tany
Aetry, apetraka amin' ny toerana iva: Betsaka ny olona ambinina na mety hahavita zavatra, saingy abotetaky ny sainy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu'on assied par terre, qu'on place sur le sol [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : abotetaka, abotetako, abotetakao, abotetany, abotetatsika, abotetakay, abotetakareo, abotetak', aboteta-, abotetaky
Ny lasa : nabotetaka, nabotetako, nabotetakao, nabotetany, nabotetatsika, nabotetakay, nabotetakareo, nabotetak', naboteta-, nabotetaky
Ny hoavy : habotetaka, habotetako, habotetakao, habotetany, habotetatsika, habotetakay, habotetakareo, habotetak', haboteta-, habotetaky
Filaza mandidy : abotetaho
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19