|
|
|
|

Teny iditra (1/5)1  farana
Sokajin-teny  2  anarana
Sampanteny 
3  Matoantenin' ny mpanao :
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Matoantenin' ny fameno :
6  Anarana :
7  Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  8  Fahatapahana, fahavitana, fampitoviana tantana: Tsy tsara farana itỳ tsihy itỳ [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9  the end, a limit [1.7]
Anaran-toerana 

Teny iditra (2/5)11  farana (fara)
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny anglisy  13  to be scraped, to be loosened, as threads at the end of the warp. [1.2]
Haiendriteny 
14  Ny ankehitriny :
15  Ny lasa :
16  Ny hoavy :
17  Filaza mandidy :

Teny iditra (3/5)18  faraña
Sokajin-teny  19  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  20  misalasala [Taimoro] [1.78]

Teny iditra (4/5)21  farana
Sokajin-teny  22  anarana
Voambolana  23  Haizavamaniry
Fanazavàna teny frantsay  24  (le sens général de farana, c'est la fin, la terminaison ; mais en vannerie, c'est l'action de rogner les bouts, tout ce qui dépasse) Scirpus corymbosus L. (Cyperaceae) . Très utilisé en sparterie : nattes, soubika, etc. On s'en sert surtout pour les extrémités, pour la finition des ouvrages parce qu'il est solide, de long usage. [Betsimisaraka] [1.196]
Anarana ara-tsiansa 

Teny iditra (5/5)26  Faràna
Sokajin-teny  27  anaran-tsamirery (ara-baiboly)
Voambolana  28  Soratra Masina
Fanazavàna teny anglisy  29  Paran [2.996]
Fanazavàna teny frantsay  30  Parân [2.996]
Teny nalaina avy amin' ny Baiboly  31  Toko sy andininy momba Faràna
Tsanganana sy sary iray takila  32  Fitanisana

Fivaditsoratra  33  fañara, farana, faraña, rafana, fañara, farana, faraña, rafana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20