Teny iditra |
mamarana
(farana)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mamita, manapitra, manisy farany: Izaho no namarana ny kabary anikeheo Manala ny romoromo: Efa namarana ny tsihy ve ianao Mampitovy tantana: Mamarana ny faharam-biriky [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To cut the edges, to smooth, to make a straight edge or border. [1.2]
|
| To bring to an end, to conclude [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Terminer, conclure [1.8]
|
Ohatra | Izany no fanao mamarana ny mandrimandrin-jiro.
[2.245]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mamarana |
Ny lasa : |
namarana |
Ny hoavy : |
hamarana |
Filaza mandidy : |
mamaràna |
|
|
Teny iditra |
mamaràna
(farana)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mamarana
|
|