Teny iditra | voafarana (farana) | |
Sokajin-teny | matoanteny mpamaritra lasa | |
Fanazavàna teny anglisy | Made even, as the edges of anything; confirmed; collected at the end. [1.2] | |
Fanazavàna teny frantsay | Terminé, conclu, limité, rogné, limé [1.3] | |
Ohatra | Nony vita ny trano manontolo, voapetaka ny varavarana ka maina ny lalotra atiny sy ivelany ary voafarana ny tato amin' ny volombodin-trano, hita fa tsy kitranotrano intsony ny anay fa mba tena trano mihitsy.
[2.472] | |
Tovy hevitra | finarana | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |