Fizahan-teny

Ohabolana : Rasoa

Ohabolana 1Aza manadidy an-dRasoa tia ratsy ; fa ny fitia tsy mila tarehy. [2.653]
Aza manadidy an-dRasoa tia ratsy ; fa raha tiana, mitombo tarehy. [2.415 #1268, 2.653]
Aza manadidy an-dRasoa tia ratsy : ny tia tsy mila tarehy. [2.415 #1268]
Aza manadidy ny soa tia ratsy fa izay tiana mitombo tarehy. [2.558 #477]
Dikanteny frantsayNe reprochez pas à Rasoa d' aimer quelqu' un de laid, car celui qui est aimé devient beau. [2.415 #1268]
Ne reprochez pas à Rasoa d' aimer quelqu' un de laid : l' amour n' a pas besoin de beauté. [2.415 #1268]
Fanazavana frantsayL' amour est aveugle. [2.415 #1268]

Fizahan-teny