Teny iditra mila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitaky zavatra tsy azo avela: Mila rivotra ny zavamananaina mba hiainany
Mangataka: Mila hevitra aminao aho
Mitady: Mila ady amiko izy ~ Mila faty izay mandeha eto
Efa madiva, efa akaiky: Mila hianjera ity trano ity
Mitovy hevitra: manao antsongo ravina ~ mandranto ady ~ manenjan-tsandry ~ mihaika ~ mihantsy ady ~ miharana ady ~ mitoha ady [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To want, to need, to ask, to beg, to get. Used only of the desire to get inanimate objects. If used of persons it has an immoral meaning. [1.2]
 To need; to ask for [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Avoir besoin de; chercher; demander [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mila
Ny lasa : nila
Ny hoavy : hila
Filaza mandidy : milà
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra milà (ila)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mila [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/14