Teny iditra vady enti-mila
Singan-teny vady ; entina ; mila
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Vady atao filan-tsy mahita fotsiny, izany hoe iaraha-mipetraka fotsiny ambara-pahita hafa, na koa entina mampandotso ny hala ho tia ny tena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Femme avec laquelle on vit maritalement en attendant mieux [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/01