Entrée | entina (tondra) | ||||||||||||||||||||||||||
Partie du discours | verbe passif | ||||||||||||||||||||||||||
Explications en malgache | ilazana zavatra vimbinina na sakelehina na babena na lolohavina... ka afindra toerana miaraka amin' ny tena:
Ento atỳ ny solomasoko ~ Efa nentiny am-babena nankany amin' ny hopitaly ny zanany ¶ Lasa, paohina: Nentin' ilay kary iny ny satroko ~ Nentin' ny rivotra ny tafontrano ¶ Fehezina: Entin' ny fanjakana ny vahoaka ¶ Anaovana: Akanjo madio no entin' ny olona amin' ny andro fety ¶ Ampiasaina: Famaky no entiny mikapa taolana [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||||||||||||
Explications en français | porté, emporté [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995] | ||||||||||||||||||||||||||
apporté, enlevé, amené, conduit, transmis, employé, dépensé, dont on se sert ¶ gouverné, géré, poussé [Abinal 1888] | |||||||||||||||||||||||||||
charrié, emmené [Rajaonarimanana 1995] | |||||||||||||||||||||||||||
Morphologie |
| ||||||||||||||||||||||||||
Mots composés, titres, noms |
| ||||||||||||||||||||||||||
Exemples |
| ||||||||||||||||||||||||||
Citations | Proverbes contenant le mot entina | ||||||||||||||||||||||||||
Mis à jour le 2020/07/31 |
![]() |