Fizahan-teny

Ohabolana : mpaka

Ohabolana 1Atao mpisorona afo, dia tsy mandà ; atao mpaka kitay, dia tsy mandà ; atao mpitoto vary, dia mitoto ; ary hovonoina, dia maty rahateo ; hovelomina, dia izy mpanjaka no mifidy. [2.415]
Dikanteny frantsaySi on me condamne à entretenir le feu, je ne refuse pas ; si je dois aller chercher de la paille à brûler, j' obéirai ; si on me fait piler le riz, je le ferai ; si on veut me tuer, je suis déjà mort ; si on veut me conserver la vie, le roi est le maître. [2.415 #190]
Fanazavana frantsayParoles de soumission du roi détrôné à son frère Andriamasinavalona. [2.415 #190]

Ohabolana 2Hanantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [2.653 #1522]
Manantsafa mahita, toy ny mpaka afo. [2.974 #325]
Manantsafa ohatra ny mpaka afo. [1.1 #29]
Fanazavana malagasymanontany zavatra efa fantatra rahateo [1.1 #29]
Dikanteny frantsayInterroger au sujet d’une chose évidente, comme celui qui demande du feu. [2.974 #325]

Ohabolana 3Manan-jara izay maro anaka, fa tsy ilaozan' izay hahavelo-maso, na lahy na vavy : ny vavy mpanihika, ny lahy mpihalo-poza, ary ny zafy mpaka volo fotsy. [2.415]
Dikanteny frantsayHeureux les parents qui ont beaucoup d' enfants : ils ne sont pas abandonnés par leurs héritiers, garçons ou filles ; les filles prennent des poissons avec leurs paniers, les garçons prennent des crabes et les petits-fils enlèvent les cheveux blancs. [2.415 #882]
Fanazavana frantsaySe disait des familles nombreuses. [2.415 #882]

Ohabolana 4Mitsanga-mitoetra, ohatra ny mpaka vilia. [2.653, 2.558]

Fizahan-teny