Fizahan-teny

Ohabolana : fijerena

Ohabolana 1Boka nivoasana ovy : faly am-pijerena fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [2.558 #944]
Boka nivoasana ovy; faly eo am-pijerena, fa tsy mihevitra izay handraisana azy. [2.653 #816]

Ohabolana 2Ny trosa toy ny aviavy : maitso am-pijerena fa harok' atin' ny vitsika. [2.558 #3334]

Fizahan-teny