Teny iditra andraisana (ray)
Sokajin-teny matoantenin' ny fameno
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]
Ohatra Ambongadibeny anefa no andraisana ity fikambanan' ny olombelona ity. [2.285]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : andraisana, andraisako, andraisanao, andraisany, andraisantsika, andraisanay, andraisanareo, andraisan', andraisan-, andraisam-, andraisa-
Ny lasa : nandraisana, nandraisako, nandraisanao, nandraisany, nandraisantsika, nandraisanay, nandraisanareo, nandraisan', nandraisan-, nandraisam-, nandraisa-
Ny hoavy : handraisana, handraisako, handraisanao, handraisany, handraisantsika, handraisanay, handraisanareo, handraisan', handraisan-, handraisam-, handraisa-
Filaza mandidy : andraiso
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/21