Teny iditra 1/2 | vitsika | ||||
Sokajin-teny | anarana | ||||
Fanazavàna teny malagasy | Bibikely bitika dia bitika, lavalava vatana, mivelona miara-mitoetra ao anaty lavaka izay atao indrindra hoe lava-bitsika, na votry [1.1] | ||||
Fanazavàna teny anglisy | Ants [1.7] | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Fourmi [1.3, 1.8] | ||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Haibiby: tsy manan-kazon-damosina | ||||
Sampanteny |
| ||||
Kamban-teny |
| ||||
Anaram-biby |
| ||||
Anaram-javamaniry |
| ||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny vitsika io | ||||
Lahatsoratra | Randzavola: vitsika ao amin' ny Baiboly | ||||
Habaka | Ants of Madagascar (California Academy of Sciences) | ||||
Teny iditra 2/2 | vitsika | ||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||
Fanazavàna teny frantsay | Se disait dans le sens de nombreux [2.415] | ||||
Nombreux, innombrable [1.3] | |||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |
![]() |