Index

Proverbes : ebo

Proverbe Ebo miampy lainga : vao mihodina dia mahazo tondro-molotra (henatra). [Rinara 1974 #1019]

Proverbe Ebo natao tsy mba ventiny. [Rinara 1974 #1020]

Proverbe Matin' ny ebo ka ataon' ny alahelo mitokiky. [Rinara 1974 #2181]
Matin' ny ebo kely ka ataon' ny alahelo mitakiky. [Houlder 1895 #1478]
Traduction française Ayant, par vanité, dépensé ce qu' il avait, il est plongé dans la pauvreté. [Houlder 1895]

Index