Teny iditra tondro molotra
Singan-teny tondro ; molotra
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Fanondroana olona amin' ny molotra, izay mazàna fihetsika enti-maneso na miampanga [1.1]
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/29