Fizahan-teny

Ohabolana : atsangana

Ohabolana 1Hanao ahoana hianao ? Izy main’ ny afo natsangany. [2.653 #1020, 2.974 #245]
Dikanteny frantsayQue voulez-vous ? Il a péri dans le feu qu’il a allumé. [2.974 #245]

Ohabolana 2Izy main' ny afo natsangany. [2.165]
Dikanteny frantsayÊtre brûlé par un feu qu' on a allumé soi-même. [2.165]

Ohabolana 3Main' ny afo natsangana. [2.558 #1900]
Main' ny afo natsangany. [2.415 #6071]
Main' ny afo natsangany izy, ary voakaikitry ny amboakely tiany. [2.415 #5448]
Dikanteny frantsayBrûlé par le feu qu' on a soi-même allumé, mordu par le chien qu' on aime. [2.415 #5448]
Brûlé par le feu qu' on a soi-même allumé. [2.415 #6071]
Fanazavana frantsayOn a affaire à des ingrats. [2.415 #5448]

Ohabolana 4Na manin-kitoetra aza ny vahiny, noroahin' ny efitra natsangana. [2.558 #2727]

Ohabolana 5Natsangako kiady, nazerany, nalahatro vato, nakorontany, koa veloma ry tantely lava, masina ry tantely fohy, fa lany haika izaho havanareo. [2.558 #2771]
Natsangako kiady, nazerany ; nalahatro vato, nakorontany; veloma, ry tantely lava; masina, ry tantely fohy, fa lany haika aho. [2.653 #2097]

Ohabolana 6Ny vadikely natsangany ho zanaka. [2.415 #1431]
Dikanteny frantsayC'est une épouse secondaire que son mari a adoptée. [2.415 #1431]
Fanazavana frantsayLorsque la polygamie cessa, les polygames adoptèrent souvent leurs épouses secondaires. [2.415 #1431]

Fizahan-teny