Teny iditra atsangana (tsangana)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Arenina amin' ny haavony, tsy avela handry: Atsangano io barika io
Aseho ka apetaka eny amin' ny arabe sy ny trano: Tsy maintsy atsangana ny saina rehefa tonga ny fetimpirenena
Aorina, ajoro: Antoko natsangan-dRavoahangy sy Raseta ary Rabemananjara ny M.D.R.M [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : atsangana, atsangako, atsanganao, atsangany, atsangantsika, atsanganay, atsanganareo, atsangan', atsangan-, atsangam-, atsanga-
Ny lasa : natsangana, natsangako, natsanganao, natsangany, natsangantsika, natsanganay, natsanganareo, natsangan', natsangan-, natsangam-, natsanga-
Ny hoavy : hatsangana, hatsangako, hatsanganao, hatsangany, hatsangantsika, hatsanganay, hatsanganareo, hatsangan', hatsangan-, hatsangam-, hatsanga-
Filaza mandidy : atsangano
Kamban-teny 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20