Fizahan-teny

Ohabolana : andambana

Ohabolana 1Ny an-jabo no miady ka ny an-damba fotsy no malaza. [2.558 #2888]
Ny an-jabo no miady, ka ny an-damba rotsy no malaza. [2.653 #2170]

Ohabolana 2Rano an-tavy mitsipika an-damba, ka mahavoa ny vatana. [2.558 #243, 2.653 #2756]

Ohabolana 3Tsy mba an-dambany hoatry ny vomanga, fa an-toriny hoatry ny voanjo. [2.415 #3317]
Tsy mba an-dambany ohatra ny vomanga, fa an-toriny ohatra ny voanjo. [2.653]
Tsy mba an-dambany, ohatra ny vomanga, fa an-toriny, tahaka ny voanjo. [2.558]
Dikanteny frantsayCe n' est pas par grandes bandes comme pour les patates, mais par petits sillons comme pour les arachides. [2.415 #3317]
Fanazavana frantsaySe disait des affaires traitées avec méthode. [2.415 #3317]

Fizahan-teny