Teny iditra 1/4 rotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fivontovontosana kely madinika amin' ny hoditra ka mahatonga hibontsimbontsina na marokoroko. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Les grains, les mamelons du chagrin (cuir) [1.3]
Sampanteny 
Tovy hevitra rotsirotsy
Ohabolana 

Teny iditra 2/4 rotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Jamblon [1.68]
Voambolana 

Teny iditra 3/4 rotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Vezo] Idée de bercer [1.68]

Teny iditra 4/4 rotsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tandroy] (Prononciation du Sud pour rotra). Relevé par Dandouau, Eugenia sakalavarum H. Perrier (Myrtaceae). C'est la seule espèce du genre qui atteint le bassin du Mandrare dans le Sud. [1.196]
Anarana siantifika Eugenia sakalavarum
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31