<-
->

Lev 17:1 And the Lord spake unto Moses, saying, Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe: Ary niteny tamin' i Moizy Iaveh nanao hoe: Yahvé parla à Moïse et dit :
Lev 17:2 Speak unto Aaron, and unto his sons, and unto all the children of Israel, and say unto them; This is the thing which the Lord hath commanded, saying, Mitenena amin' i Arona sy ny zanany ary ny Zanak' Isiraely rehetra hoe: Izao no nandidian' i Jehovah: Mitenena hianao amin' i Aarona sy ny zanany ary ny zanak' Israely rehetra, lazao aminy hoe: Izao no didin' ny Tompo: Parle à Aaron, à ses fils et à tous les Israélites. Tu leur diras : Voici l' ordre qu' a donné Yahvé :
Lev 17:3 What man soever there be of the house of Israel, that killeth an ox, or lamb, or goat, in the camp, or that killeth it out of the camp, Na iza na iza amin' ny taranak' Isiraely no mamono omby, na zanak' ondry, na osy, na eo an-toby, na any ivelan' ny toby, Na zovy na zovy amin' ny taranak' Israely mamono omby na ondry na osy, ao an-toby na any ivelan' ny toby, Tout homme de la maison d' Israël qui, dans le camp ou hors du camp, immolera taureau, agneau ou chèvre,
Lev 17:4 And bringeth it not unto the door of the tabernacle of the congregation, to offer an offering unto the Lord before the tabernacle of the Lord; blood shall be imputed unto that man; he hath shed blood; and that man shall be cut off from among his people: ka tsy mitondra azy ho eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, hanaterana azy ho fanatitra ho an' i Jehovah eo anoloan' ny tabernakelin' i Jehovah, dia ho meloka noho ny rà nalatsany izany olona izany, ka hofongorana tsy ho amin' ny fireneny izy, nefa tsy nitondra azy teo anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, hanaterana azy ho fanatitra ho an' ny Tompo, eo anoloan' ny Fonenan' ny Tompo, dia hahameloka azy izany, fa nandatsa-drà izy, ka hofongorana amin' ny fireneny izany olona izany; sans l' amener à l' entrée de la Tente du Rendez-vous pour en faire offrande à Yahvé devant sa demeure, cet homme répondra du sang répandu, il sera retranché du milieu de son peuple.
Lev 17:5 To the end that the children of Israel may bring their sacrifices, which they offer in the open field, even that they may bring them unto the Lord, unto the door of the tabernacle of the congregation, unto the priest, and offer them for peace offerings unto the Lord. mba ho entin' ny Zanak' isiraely ho an' i Jehovah eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana, ho amin' ny mpisorona, ny zavatra vonoiny ho fanatitra, izay famonony tany an-tsaha; ary dia hateriny ho fanati-pihavanana ho an' i Jehovah izany. mba tsy hoe eny an-tsaha no hamonoan' ny zanak' Israely ny zavatra vonoiny, fa hoentiny amin' ny mpisorona, eo anatrehan' ny Tompo, ao anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, hateriny ho sorona fihavanana amin' ny Tompo. Ainsi les Israélites apporteront au prêtre pour Yahvé, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, les sacrifices qu' ils voudraient faire dans la campagne, et ils en feront pour Yahvé des sacrifices de communion.
Lev 17:6 And the priest shall sprinkle the blood upon the altar of the Lord at the door of the tabernacle of the congregation, and burn the fat for a sweet savour unto the Lord. Ary ny mpisorona hanopy ny rà amin' ny alitaran' i Jehovah eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana ka handoro ny saborany ho fofona ho hanitra ankasitrahana ho an' i Jehovah. Ny rà hatopin' ny mpisorona amin' ny otelin' ny Tompo, eo anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana; ny sabora hodorany hanetona ho hanitra ankasitrahan' ny Tompo. Le prêtre versera le sang sur l' autel de Yahvé qui se trouve à l' entrée de la Tente du Rendez-vous et il fera fumer la graisse en parfum d' apaisement pour Yahvé.
Lev 17:7 And they shall no more offer their sacrifices unto devils, after whom they have gone a whoring. This shall be a statute for ever unto them throughout their generations. Ary tsy hateriny intsony ny fanatiny ho an' ny Seïrima izay nijangajangany. Ho lalàna mandrakizay hatramin' ny taranany fara mandimby izany. Ka dia tsy hanatitra intsony ny sorona ataony ho an' ny satira izay tompoiny izy. Lalàna tsy tapaka ho azy ireo hatrany amin' ny taranaka mifandimby izany. Ils n' offriront plus leurs sacrifices à ces satyres à la suite desquels ils se prostituaient. C' est une loi perpétuelle que celle-ci, pour eux et leurs descendants.
Lev 17:8 And thou shalt say unto them, Whatsoever man there be of the house of Israel, or of the strangers which sojourn among you, that offereth a burnt offering or sacrifice, Ary lazao aminy hoe: Na iza na iza amin' ny taranak' Isiraely, na amin' ny vahiny eo aminareo, no manatitra fanatitra dorana, na fanatitra hafa alatsa-drà, Izao koa no lazao amin' izy ireo: Na zovy na zovy amin' ny taranak' Israely na amin' ny vahiny mitoetra eo afovoany hanatitra sorona dorana na fanatitra, Tu leur diras encore : Tout homme de la maison d' Israël ou tout étranger résidant parmi vous qui offre un holocauste ou un sacrifice
Lev 17:9 And bringeth it not unto the door of the tabernacle of the congregation, to offer it unto the Lord; even that man shall be cut off from among his people. ka tsy mitondra azy ho eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana hanatitra azy ho an' i Jehovah, dia hofongorana tsy ho amin' ny fireneny. ka tsy mitondra ny sorona eo anoloan' ny varavaran' ny trano lay fihaonana, hatolotra ho sorona amin' ny Tompo, dia hofongorana amin' ny fireneny izany olona izany. sans l' apporter à l' entrée de la Tente du Rendez-vous pour l' offrir à Yahvé, cet homme sera retranché de sa race.
Lev 17:10 And whatsoever man there be of the house of Israel, or of the strangers that sojourn among you, that eateth any manner of blood; I will even set my face against that soul that eateth blood, and will cut him off from among his people. Ary na iza na iza amin' ny taranak' Isiraely, na amin' ny vahiny eo aminareo, no mihinan-drà, ny Tavako dia hanandrina ny olona izay mihinan-drà, ka hofongorana tsy ho amin' ny fireneny izy. Na zovy na zovy amin' ny taranak' Israely, na amin' ny vahiny mitoetra eo afovoany, hihinana ràm-biby, na biby inona na biby inona, dia hanandrina izay olona mihinan-drà ny tavako, ka hofongorako amin' ny fireneny izy; Tout homme de la maison d' Israël ou tout étranger résidant parmi vous qui mangera du sang, n' importe quel sang, je me tournerai contre celui-là qui aura mangé ce sang, et je le retrancherai du milieu de son peuple.
Lev 17:11 For the life of the flesh is in the blood: and I have given it to you upon the altar to make an atonement for your souls: for it is the blood that maketh an atonement for the soul. Fa ny ain' ny nofo dia amin' ny rà; ary nomeko anareo izany hatao ambonin' ny alitara hanao fanavotana ho an' ny ainareo, fa ny rà no manao fanavotana, satria aina izany. satria ny ain' ny nofo dia amin' ny rà, ka ny hanolorana azy eo amin' ny otely hanaovana fanonerana ho an' ny ainareo, no nanomezako azy anareo, fa noho ny aina ao aminy no ahavitan' ny rà fanonerana. Oui, la vie de la chair est dans le sang. Ce sang, je vous l' ai donné, moi, pour faire sur l' autel le rite d' expiation pour vos vies ; car c' est le sang qui expie pour une vie.
Lev 17:12 Therefore I said unto the children of Israel, no soul of you shall eat blood, neither shall any stranger that sojourneth among you eat blood. Koa izany no nilazako tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Aza misy mihinan-drà, na ianareo, na ny vahiny eo aminareo. Izany no nilazako tamin' ny zanak' Israely hoe: Aza misy mihinan-drà hianareo, ary ny vahiny mitoetra ao aminareo aza misy mihinan-drà. Voilà pourquoi j' ai dit aux Israélites : " Nul d' entre vous ne mangera de sang et l'étranger qui réside parmi vous ne mangera pas de sang. "
Lev 17:13 And whatsoever man there be of the children of Israel, or of the strangers that sojourn among you, which hunteth and catcheth any beast or fowl that may be eaten; he shall even pour out the blood thereof, and cover it with dust. Na iza na iza amin' ny Zanak' Isiraely, na amin' ny vahiny eo aminy, no mihaza ka mahazo biby na vorona izay fihinana, dia haidiny amin' ny tany ny ràny ka hototofany; Na zovy na zovy amin' ny taranak' Israely, na amin' ny vahiny mitoetra eo afovoany, mihaza ka mahazo biby na vorona fihinana, dia hararany ny rany, sy hototofany tany, Quiconque, Israélite ou étranger résidant parmi vous, prendra à la chasse un gibier, bête ou oiseau qu' il est permis de manger, en devra répandre le sang et le recouvrir de terre.
Lev 17:14 For it is the life of all flesh; the blood of it is for the life thereof: therefore I said unto the children of Israel, Ye shall eat the blood of no manner of flesh: for the life of all flesh is the blood thereof: whosoever eateth it shall be cut off. fa ny amin' ny amin' ny nofo rehetra, dia ny ràny no ainy; koa izany no nilazako tamin' ny Zanak' Isiraely hoe: Aza mihinana ny ran' ny nofo; fa ny ràny no ain' ny nofo rehetra, ka izay rehetra mihinana azy dia haringana. satria ny rany no ain' ny nofo rehetra; izy no ainy. Izany no nilazako tamin' ny zanak' Israely hoe: Aza mihinana ny ràn' ny nofo, na nofon' inona na nofon' inona, fa ny ain' ny nofo rehetra, dia ny rany; ka hofongorana izay mihinana izany. Car la vie de toute chair, c' est son sang, et j' ai dit aux Israélites : " Vous ne mangerez du sang d' aucune chair car la vie de toute chair, c' est son sang, et quiconque en mangera sera supprimé. "
Lev 17:15 And every soul that eateth that which died of itself, or that which was torn with beasts, whether it be one of your own country, or a stranger, he shall both wash his clothes, and bathe himself in water, and be unclean until the even: then shall he be clean. Ary ny olona rehetra, na tompon-tany, na vahiny, izay mihinana izay maty ho azy, na izay noviraviraim-biby, dia hanasa fitafiana sy handro amin' ny rano, ary haloto mandra-paharivan' ny andro izy, vao hadio. Ny olona rehetra tompon-tany na vahiny, mihinana biby maty ho azy na voaviravira, dia hanasa fitafiana sy handro amin' ny rano, ary haloto mandra-paharivan' ny andro, vao hadio. Quiconque, citoyen ou étranger, mangera une bête morte ou déchirée, devra nettoyer ses vêtements et se laver avec de l' eau ; il sera impur jusqu' au soir, puis il sera pur.
Lev 17:16 But if he wash them not, nor bathe his flesh; then he shall bear his iniquity. Fa raha tsy manasa fitafiana sy mandro izy, dia ho meloka. Fa raha tsy manasa ny fitafiany sy ny tenany izy, dia hivesatra ny otany. Mais s' il ne les nettoie pas et ne se lave pas le corps, il portera le poids de sa faute.

<-
->