<-
->

Lev 12:1 And the Lord spake unto Moses, saying, Ary Jehovah niteny tamin' i Mosesy ka nanao hoe: Ary Iaveh niteny tamin' i Moizy nanao hoe: Yahvé parla à Moïse et dit :
Lev 12:2 Speak unto the children of Israel, saying, If a woman have conceived seed, and born a man child: then she shall be unclean seven days; according to the days of the separation for her infirmity shall she be unclean. Mitenena amin' ny Zanak' Isiraely hoe: Raha misy vehivavy manan' anaka ka tera-dahy, dia haloto hafitoana izy; tahaka ny andro fahalotoany raha mararin' ny fadim-bolany no hahalotoany. Mitenena amin' ny zanak' Israely ataovy hoe: ny vehivavy miteraka, raha tera-dahy, dia haloto hafitoana, haloto tahaka ny amin' ny andro aharariany amin' ny fadim-bolany izy. Parle aux Israélites, dis-leur : Si une femme est enceinte et enfante un garçon, elle sera impure pendant sept jours comme au temps de la souillure de ses règles.
Lev 12:3 And in the eighth day the flesh of his foreskin shall be circumcised. Ary amin' ny andro fahavalo dia hoforana ny zaza. Amin' ny andro fahavalo ny zaza hoforana; Au huitième jour on circoncira le prépuce de l' enfant
Lev 12:4 And she shall then continue in the blood of her purifying three and thirty days; she shall touch no hallowed thing, nor come into the sanctuary, until the days of her purifying be fulfilled. Ary telo amby telo-polo andro no hitoeran-dravehivavy amin' ny ràny izay mahadio azy; tsy hanendry zava-masina izy, na hiditra ao amin' ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany. fa izy mbola haharitra telo amby telo-polo andro amin' ny ra hidiovany, ka tsy hikasika zava-masina, na ho any amin' ny fitoerana masina, mandra-pahatapitry ny andro fidiovany. et pendant trente-trois jours encore elle restera à purifier son sang. Elle ne touchera à rien de consacré et n' ira pas au sanctuaire jusqu'à ce que soit achevé le temps de sa purification.
Lev 12:5 But if she bear a maid child, then she shall be unclean two weeks, as in her separation: and she shall continue in the blood of her purifying threescore and six days. Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, tahaka ny tamin' ny fahalotoany ihany koa; ary enina amby enim-polo andro no hitoerany hidiovany amin' ny ràny izay mahadio azy. Fa raha tera-bavy kosa izy, dia haloto tapa-bolana, toy ny amin' ny andro aharariany amin' ny fadim-bolany; ary haharitra enina amby enimpolo andro amin' ny rà hidiovany. Si elle enfante une fille, elle sera impure pendant deux semaines, comme pendant ses règles, et restera de plus soixante-six jours à purifier son sang.
Lev 12:6 And when the days of her purifying are fulfilled, for a son, or for a daughter, she shall bring a lamb of the first year for a burnt offering, and a young pigeon, or a turtledove, for a sin offering, unto the door of the tabernacle of the congregation, unto the priest: Ary raha tapitra ny andro fidiovany ny amin' ny zanany, na lahy na vavy, dia zanak' ondry izay iray taona no halainy ho fanatitra dorana sy zana-boromailala, na domohina, ho fanatitra noho ny ota, ka ho entiny eo anoloan' ny varavaran' ny trano-lay fihaonana ho eo amin' ny mpisorona ireo. Rahefa tapitra ny andro fidiovany, araka izay zaza naterany, na lahy na vavy, dia izao no hateriny amin' ny mpisorona ao anoloan' ny trano lay fihaonana, zanak' ondry iray efa iray taona, hatao sorona dorana; ary vanto-boromailala iray, na domohina iray, atao sorona noho ny ota. Quand sera achevée la période de sa purification, que ce soit pour un garçon ou pour une fille, elle apportera au prêtre, à l' entrée de la Tente du Rendez-vous, un agneau d' un an pour un holocauste et un pigeon ou une tourterelle en sacrifice pour le péché.
Lev 12:7 Who shall offer it before the Lord, and make an atonement for her; and she shall be cleansed from the issue of her blood. This is the law for her that hath born a male or a female. Ary izy hanatitra izany eo anatrehan' i Jehovah ka hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio tamin' ny fandehanan' ny ràny izy. Izany no lalàna ny amin' ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Ny mpisorona hanolotra izany eo anatrehan' ny Tompo ka hanao ny fanonerana ho azy, dia hadio amin' ny nandehanan' ny rany izy. Izany no lalàna momba ny vehivavy tera-dahy na tera-bavy. Le prêtre l' offrira devant Yahvé, accomplira sur elle le rite d' expiation et elle sera purifiée de son flux de sang. Telle est la loi concernant la femme qui enfante un garçon ou une fille.
Lev 12:8 And if she be not able to bring a lamb, then she shall bring two turtles, or two young pigeons; the one for the burnt offering, and the other for a sin offering: and the priest shall make an atonement for her, and she shall be clean. Ary raha tsy tratry ny ananany ny zanak' ondry, dia hitondra domohina roa na zana-boromailala roa izy, ny anankiray hatao fanatitra dorana, ary ny anankiray kosa hatao fanatitra noho ny ota; ary ny mpisorona hanao fanavotana ho an-dravehivavy, dia hadio izy. Raha tsy manan-kamidy ny zanak' ondry izy, dia domohina roa na vanto-boromailala roa no hoentiny: ny iray hatao sorona dorana, ny iray hatao sorona noho ny ota, hanaovan' ny mpisorona ny fanonerana ho azy, dia hadio izy. Si elle est incapable de trouver la somme nécessaire pour une tête de petit bétail, elle prendra deux tourterelles ou deux pigeons, l' un pour l' holocauste et l' autre en sacrifice pour le péché. Le prêtre fera sur elle le rite d' expiation et elle sera purifiée.

<-
->