<-
->

2Tt / 2Tan 31:1 Now when all this was finished, all Israel that were present went out to the cities of Judah, and brake the images in pieces, and cut down the groves, and threw down the high places and the altars out of all Judah and Benjamin, in Ephraim also and Manasseh, until they had utterly destroyed them all. Then all the children of Israel returned, every man to his possession, into their own cities. Ary nony vita izany rehetra izany, dia niainga nankany an-tanànan' ny Joda ny Isiraely rehetra izay tao ka nanorotoro ny tsangam-baton-tsampy sy nikapa ny Aseraha ary nandrava ny fitoerana avo sy ny alitara eran' i Joda sy Benjamina rehetra ary tany Efraima sy Manase koa ambara-paharavany azy rehetra. Dia samy nody ho any amin' ny taniny sy ny tanànany avy ny Zanak' isiraely rehetra. Nony vita izany rehetra izany, dia niainga ny avy amin' Israely rehetra izay teo, nankany amin' ny tanànan' i Jodà, ka notorotoroiny ny tsangam-bato, nokapainy ny aserah, noravany avokoa ny fitoerana avo aman' otely eran' i Jodà sy Benjamina mbamin' i Efraima sy Manase, nataony fongotra mihitsy. Izay vao samy nody ho any an-tanànany ny zanak' Israely rehetra, samy ho any amin' ny anjara taniny. Quand tout cela fut terminé, tous les Israélites qui se trouvaient là allèrent dans les villes de Juda briser les stèles, couper les pieux sacrés, saccager les hauts lieux et les autels pour en débarrasser entièrement tout Juda, Benjamin, Éphraïm et Manassé. Puis tous les Israélites retournèrent dans leurs villes, chacun dans son patrimoine.
2Tt / 2Tan 31:2 And Hezekiah appointed the courses of the priests and the Levites after their courses, every man according to his service, the priests and Levites for burnt offerings and for peace offerings, to minister, and to give thanks, and to praise in the gates of the tents of the Lord. Ary Hezekia nanendry ny antokon' ny mpisorona sy ny Levita araka ny antokony avy, samy araka ny fanompoany avy, dia ny mpisorona sy ny Levita ho amin' ny fanatitra dorana sy ny fanati-pihavavana sy hanao fanompoam-pivavahana sy hisaotra ary hidera eny amin' ny vavahadin' ny tobin' i Jehovah. Naorin' i Ezekiasa ny fizarazaran' ny mpisorona sy ny Levita, araka ny antokony avy, - ny mpisorona sy ny Levita, samy araka ny raharahany avy, - hanaovana ny sorona dorana, ny sorom-pihavanana, ny fanompoam-pivavahana, ny hira amam-piderana, eo am-bavahadin' ny tobin' ny Tompo. Ézéchias rétablit les classes sacerdotales et lévitiques, chacun dans sa classe, selon son service, qu' il fût prêtre ou lévite, qu' il s' agît d' holocaustes, de sacrifices de communion, de service liturgique, d' action de grâces ou d' hymne, - dans les portes du camp de Yahvé.
2Tt / 2Tan 31:3 He appointed also the king' s portion of his substance for the burnt offerings, to wit, for the morning and evening burnt offerings, and the burnt offerings for the sabbaths, and for the new moons, and for the set feasts, as it is written in the law of the Lord. Ary ny hatao fanatitra dorana rehetra dia nomen' ny mpanjaka avy tamin' ny fananany, dia ny fanatitra dorana maraina sy hariva sy ny fanatitra dorana atao amin' ny Sabata sy amin' ny voaloham-bolana sy amin' ny fotoam-pivavahana, araka ny voasoratra ao amin' ny lalan' i Jehovah. Izy ihany no nanome, avy amin' ny fananany, izay anjaran' ny mpanjaka, amin' ny sorona dorana, dia ny sorona dorana amin' ny sabata, ny voalohan' ny volana, ny fety, araka ny voasoratra ao amin' ny lalan' ny Tompo. Le roi prit une part sur ses biens pour les holocaustes, holocaustes du matin et du soir, holocaustes des sabbats, des néoménies et des solennités, comme il est écrit dans la loi de Yahvé.
2Tt / 2Tan 31:4 Moreover he commanded the people that dwelt in Jerusalem to give the portion of the priests and the Levites, that they might be encouraged in the law of the Lord. Ary ny olona izay nonina tany Jerosalema nasainy nandoa ny anjaran' ny mpisorona sy ny Levita hipetrahany tsara amin' ny lalàn' i Jehovah. Ary nilaza tamin' ny mponina ao Jerosalema izy, handoa ny anjaran' ny mpisorona sy ny Levita, mba hiraiketany mafy amin' ny làlan' ny Tompo. Puis il dit au peuple, aux habitants de Jérusalem, de livrer la part des prêtres et des lévites afin qu' ils puissent observer la Loi de Yahvé.
2Tt / 2Tan 31:5 And as soon as the commandment came abroad, the children of Israel brought in abundance the firstfruits of corn, wine, and oil, and honey, and of all the increase of the field; and the tithe of all things brought they in abundantly. Ary nony niely izany teny izany, dia nitondra voaloham-bokatra betsaka ny Zanak' isiraely, dia vary sy ranom-boaloboka sy diloilo sy tantely ary vokatry ny tany isan-karazany; ary ny fahafolon-karena tamin' ny zavatra rehetra, dia betsaka koa no nentiny. Rahefa naely izany didy izany, dia nanateran' ny zanak' Israely be dia be ny santatry ny varimbazaha, ny divay vaovao, ny diloilo, ny tantely, mbamin' ny vokatry ny tany isan-karazany; be koa ny fahafolon-karena nentiny avy amin' ny vokatra rehetra. Dès qu' on eut répandu cette parole, les Israélites accumulèrent les prémices du froment, du vin, de l' huile, du miel et de tous les produits agricoles, et ils apportèrent une large dîme de tout.
2Tt / 2Tan 31:6 And concerning the children of Israel and Judah, that dwelt in the cities of Judah, they also brought in the tithe of oxen and sheep, and the tithe of holy things which were consecrated unto the Lord their God, and laid them by heaps. Ary ny Isiraely sy ny Joda, izay nonina tany an-tanànan' ny Joda, nitondra ny fahafolon-karena koa, dia omby sy ondry aman' osy, ary ny fahafolon' ny zavatra masina izay nohamasinina ho an' i Jehovah Andriamaniny, ary navosainy nitokotoko maro ireny. Ny zanak' Israely sy Jodà, nonina teo amin' ny tanànan' i Jodà koa, dia nitondra ny fahafolon-karena tamin' ny omby aman' ondry, mbamin' ny fahafolon-karena tamin' ny zavatra masina rehetra natokana ho an' ny Tompo Andriamaniny, ka natokotoko ho antontany maro. Les Israélites et les Judéens, qui habitaient les cités judéennes, apportèrent eux aussi la dîme du gros et du petit bétail et la dîme des choses saintes consacrées à Yahvé; ils les apportèrent, tas après tas.
2Tt / 2Tan 31:7 In the third month they began to lay the foundation of the heaps, and finished them in the seventh month. Tamin' ny volana fahatelo no vao nanomboka nanokotoko azy izy, ary tamin' ny volana fahafito no nahavitany azy. Tamin' ny volana fahatelo no natomboka ny manao antontany ka tamin' ny volana fahafito vao vita. C' est au troisième mois qu' ils commencèrent à faire ces tas et ils les achevèrent le septième.
2Tt / 2Tan 31:8 And when Hezekiah and the princes came and saw the heaps, they blessed the Lord, and his people Israel. Ary nony avy Hezekia sy ny mpanapaka ka nahita ireo niavosa ireo, dia nisaotra an' i Jehovah sy ny Isiraely olony izy. Tonga Ezekiasa sy ny lehibe ka nony nahita ireto antontany, dia nisaotra an' ny Tompo sy Israely vahoakany izy ireo. Ézéchias et les officiers vinrent voir les tas et bénirent Yahvé et Israël, son peuple.
2Tt / 2Tan 31:9 Then Hezekiah questioned with the priests and the Levites concerning the heaps. Ary Hezekia nanontany ny mpisorona sy ny Levita ny amin' ireo niavosa ireo. Ary nanontanian' i Ezekiasa ny amin' ireo antontany ireo, ny mpisorona sy ny Levita. Ézéchias interrogea à ce sujet les prêtres et les lévites.
2Tt / 2Tan 31:10 And Azariah the chief priest of the house of Zadok answered him, and said, Since the people began to bring the offerings into the house of the Lord, we have had enough to eat, and have left plenty: for the Lord hath blessed his people; and that which is left is this great store. Ary Azaria mpisoronabe, taranak' i Zadoka, namaly azy hoe: Hatramin' ny niandohan' ny nitondran' ny olona ny fanatitra ho ao an-tranon' i Jehovah dia nihinana izahay ka voky, sady be koa ny sisa; fa Jehovah nitahy ny olony, ary ny sisa dia ireo betsaka ireo. Ka hoy Azariasa mpisorona lehibe taranak' i Sadaoka namaly azy: Hatramin' ny niandohan' ny nanateran' ny olona ny fanomezana voahavaka ao an-tranon' ny Tompo, dia nihinana sy nanao voky ihany izahay, nefa mbola be koa no tsy laninay, fa nambinin' ny Tompo ny vahoakany, ka he izato habetsahan' ny sisa tsy lany. C' est Azarya, de la maison de Sadoq, et premier prêtre, qui lui répondit : " Dès les premiers prélèvements apportés au Temple de Yahvé, dit-il, on a pu manger, se rassasier, et avoir même de larges excédents, car Yahvé a béni son peuple; ce qui reste, c' est pour cette masse-ci. "
2Tt / 2Tan 31:11 Then Hezekiah commanded to prepare chambers in the house of the Lord; and they prepared them, Ary nasain' i Hezekia namboatra efi-trano fitehirizana tao amin' ny tranon' i Jehovah izy; dia namboariny izany. Nasain' i Ezekiasa nanamboarana efi-trano tao an-tranon' ny Tompo ka dia namboarina izany, Ézéchias ordonna de mettre en état des pièces dans le Temple de Yahvé. On le fit
2Tt / 2Tan 31:12 And brought in the offerings and the tithes and the dedicated things faithfully: over which Cononiah the Levite was ruler, and Shimei his brother was the next. Ary tamin' ny fahamarinany no nampidirany ny fanatitra sy ny fahafolon-karena sy ny zavatra nohamasininy; ary Konania Levita no mpitahiry ireny, ary simey rahalahiny no manarakaraka. dia nampidirina tao, tsy misy tomika, ny fanomezana voahavaka, ny fahafolon-karena, ary ny zavatra voatokana. Koneniasa Levita no tonian' ny fitandremana an' ireo; Semeia rahalahiny no lefiny, et l' on apporta fidèlement les prélèvements, les dîmes et les choses consacrées. Le lévite Konanyahu en fut le chef responsable avec son frère Shiméï pour second.
2Tt / 2Tan 31:13 And Jehiel, and Azaziah, and Nahath, and Asahel, and Jerimoth, and Jozabad, and Eliel, and Ismachiah, and Mahath, and Benaiah, were overseers under the hand of Cononiah and Shimei his brother, at the commandment of Hezekiah the king, and Azariah the ruler of the house of God. Ary Jehiela sy Azazia sy Nahata sy Asahela sy Jerimota sy Jozabada sy Eliala sy Jismakia sy Mahata ary Benaia, fehin' i Konania sy Simey rahalahiny, no tonian' ireny, araka ny didin' i Hezekia mpanjaka sy Azaria, mpanapaka ny tranon' Andriamanitra. ary Jahiela, Azariasa, Nahata, Asaela, Jerimota, Jozabada, Eliela, Jesmakiasa, Mahata sy Banaiasa no mpikarakara nofehezin' i Joneiasa sy Semeia rahalahiny, araka ny nandaharan' i Ezekiasa mpanjaka sy Azariasa mpanapaka ao amin' ny tranon' Andriamanitra, an' izany. Yehiel, Azazyahu, Nahat, Asahel, Yerimot, Yozabad, Éliel, Yismakyahu, Mahat et Benayahu en étaient les surveillants sous les ordres de Konanyahu et de son frère Shiméï, sous le gouvernement du roi Ézéchias et d' Azaryahu, chef du Temple de Dieu.
2Tt / 2Tan 31:14 And Kore the son of Imnah the Levite, the porter toward the east, was over the freewill offerings of God, to distribute the oblations of the Lord, and the most holy things. Ary Kore Levita, zanak' i Jimna, mpiandry varavarana tao atsinanana, no tonian' ny fanati-tsitrapo ho an' Andriamanitra, hizara ny fanatitra asandratra ho an' i Jehovah sy ny zava-masina indrindra. Kore Levita mpiandry ny varavarana atsinanana no tonian' ny fanatitra an-tsitra-po naterin' ny olona ho an' ny Tompo, mba hizarazara izay voahavaka ho an' ny Tompo mbamin' ny zavatra masina indrindra. Qoré, fils de Yimna le lévite, gardien de la porte orientale, avait la charge des offrandes volontaires faites à Dieu; il fournissait le prélèvement de Yahvé et les choses très saintes.
2Tt / 2Tan 31:15 And next him were Eden, and Miniamin, and Jeshua, and Shemaiah, Amariah, and Shecaniah, in the cities of the priests, in their set office, to give to their brethren by courses, as well to the great as to the small: Ary ny fehin' i Kore dia Edena sy Miniamina sy Jesoa sy Semaia sy Amaria ary Sekania tao amin' ny tanànan' ny mpisorona; ary adidin' ireo ny hizara ho an' ny rahalahiny araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely, Nisy fehiny niandry raharaha homeny azy ireo, tao amin' ny tanànan' ny mpisorona, dia Edena, Benjamina, Jesoe, Semeiasa, Amariasa, Sekeniasa, izay niadidy ny fizarana ho an' ny rahalahiny, araka ny antokony avy, na ny lehibe na ny kely; Éden, Minyamîn, Yéshua, Shemayahu, Amaryahu et Shekanyahu l' assistaient fidèlement dans les villes sacerdotales pour faire les distributions à leurs frères répartis en classes, autant au grand qu' au petit,
2Tt / 2Tan 31:16 Beside their genealogy of males, from three years old and upward, even unto every one that entereth into the house of the Lord, his daily portion for their service in their charges according to their courses; afa-tsy ny lehilahy voasoratra hatramin' ny telo taona no ho miakatra, dia izay miditra ao an-tranon' i Jehovah handray ny anjarany isanandro noho ny fanompoany amin' ny anjara-raharahany araka ny antokony avy. afa-tsy ny lehilahy voasoratra, hatramin' ny telo taona no ho miakatra, dia izay rehetra niditra tao an-tranon' ny Tompo, araka ny ilainy isan' andro mba hanao ny fanompoana, araka ny anjara raharahany sy ny antokony avy. et, sans tenir compte de leur enregistrement, aux hommes âgés de trente ans et plus, à tous ceux qui allaient au Temple de Yahvé selon le rituel quotidien, assurer le service de leurs fonctions, selon leurs classes.
2Tt / 2Tan 31:17 Both to the genealogy of the priests by the house of their fathers, and the Levites from twenty years old and upward, in their charges by their courses; Ary ny amin' ny fanoratana ny mpisorona koa, dia nosoratana araka ny fianakaviany avy, ary ny Levita koa hatramin' ny roa-polo taona no ho miakatra, araka ny anjara-raharahany sy ny antokony avy. Ny boky fanoratana ny mpisorona dia nalahatra araka ny fianakavian-drain' izy ireo ary ny Levita dia voasoratra araka ny raharahany sy ny antokony avy, hatramin' ny roapolo taona no ho miakatra. Les prêtres furent enregistrés par familles et les lévites, âgés de vingt ans et plus, selon leurs fonctions et leurs classes.
2Tt / 2Tan 31:18 And to the genealogy of all their little ones, their wives, and their sons, and their daughters, through all the congregation: for in their set office they sanctified themselves in holiness: Ary nomena koa ny ankohonany rehetra izay voasoratra, dia ny vadiny mbamin' ny zananilahy sy ny zananivavy rehetra; fa tamin' ny fahamarinany no nanamasinany ny tenany ny amin' ny zavatra masina. Voasoratra tao anatin' ny boky ny zanany rehetra, ny vadiny, ny zanany lahy, ny zanany vavy, ny fiangonana rehetra, fa noho ny fahamarinany dia nikarakara tamim-pahamasinana ny fanatitra masina. Ils furent enregistrés avec toutes les personnes à leur charge, femmes, fils et filles, toute l' Assemblée, car ils devaient se sanctifier avec fidélité.
2Tt / 2Tan 31:19 Also of the sons of Aaron the priests, which were in the fields of the suburbs of their cities, in every several city, the men that were expressed by name, to give portions to all the males among the priests, and to all that were reckoned by genealogies among the Levites. Ary ho an' ny mpisorona, taranak' i Arona, koa, izay tany amin' ny tany manodidina ny tanànany, dia nisy olona voatonona anarana tamin' ny isan-tanàna hanome anjara ny lehilahy rehetra amin' ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra. Ary ny amin' ny taranak' i Aarona, dia ireo mpisorona nitoetra tany amin' ny faritry ny taniny, nanodidina ny tanànany, dia nisy lehilahy, isan-tanàna, voatonona anarana, hanome ny anjaran' ny lehilahy amin' ny mpisorona sy ny Levita rehetra voasoratra. Pour les prêtres, fils d' Aaron, qui se trouvaient dans les terrains de pâturage de leurs villes et dans chaque ville, il y eut des hommes inscrits nominativement pour faire les répartitions à tout mâle parmi les prêtres et à tous ceux qui étaient enregistrés parmi les lévites.
2Tt / 2Tan 31:20 And thus did Hezekiah throughout all Judah, and wrought that which was good and right and truth before the Lord his God. Ary toy izany no nataon' i Hezekia eran' i Joda rehetra; fa nanao izay tsara sy mety ary marina eo anatrehan' i Jehovah Andriamaniny izy. Toy izany no nataon' i Ezekiasa, eran' i Jodà rehetra; nanao izay tsara sy mahitsy ary marina eo anatrehan' ny Tompo Andriamaniny izy. C' est ainsi qu' agit Ézéchias en tout Juda. Il fit ce qui était bon, juste et loyal devant Yahvé, son Dieu.
2Tt / 2Tan 31:21 And in every work that he began in the service of the house of God, and in the law, and in the commandments, to seek his God, he did it with all his heart, and prospered. Ary ny raharaha rehetra izay natombony ny amin' ny fanompoana ao an-tranon' Andriamanitra sy ny lalàna ary ny didy hitadiavana an' Andriamaniny dia nataony tamin' ny fony rehetra, fa nambinina izy Nataony tamin' ny fony tokoa ny raharaha rehetra nampanaoviny momba ny fanompoana ao an-tranon' ny Tompo sy momba ny didy aman-dalàna nitadiavany an' Andriamaniny, ka nambinina izy. Tout ce qu' il entreprit au service du Temple de Dieu, au sujet de la Loi et des commandements, il le fit en cherchant Dieu de tout son coeur, et il réussit.

<-
->