<- -> |
[King James Bible] 2nd Book of Chronicles |
[Baiboly 1865] 2 Tantara |
[Baiboly Katolika] Tantara II |
[Bible de Jérusalem] 2ème Livre des Chroniques |
|||||||||||||||||||||||||||||||||||||
<-
-> |
|
||||||||||||||||||||||||||||||||||||||||
2Tt / 2Tan 28:23 | For he sacrificed unto the gods of |
Ary namono zavatra hatao fanatitra ho an' ireo andriamanitr' i Damaskosy, izay namely azy, izy ka nanao hoe: Ireo andriamanitry ny mpanjakan' i Asyria, izay nanampy azy, no hamonoako zavatra hatao fanatitra mba hanampiany ahy. Kanjo tonga fandravana azy sy ny Isiraely rehetra ireo. | fa nanao sorona tamin' ny andriamanitr' i Damasa izay namely azy izy, ka nanao hoe: Ny andriamanitr' ireo mpanjakan' i Siria no mamonjy azy ireo, koa hotolorako sorona dia hamonjy ahy. Kanjo ireo no tonga fandravana azy sy Israely rehetra, | en offrant des sacrifices aux dieux de |