Teny iditra | maloto (loto) | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Misy pentina, misy loto mifotetaka, tsy voadio: Maloto izany trano izany Misolitika, misotisoty, tsy mahadio tena: Zaza maloto i Lita kely ka ihatahan' ny namany Mahafabaraka: Raharaha maloto io ka hihatahako madiodio Vetaveta: Tokony hofadina ny teny maloto [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Filthy [1.2, 1.7] | ||||||
Dirty [1.2] | |||||||
Impure [1.7] | |||||||
Fanazavàna teny frantsay | Sale [1.3, 1.8] | ||||||
Impur [1.3] | |||||||
Souillé [1.8] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Tohi-kevitra | madio | ||||||
Kamban-teny |
| ||||||
Anaran-toerana |
| ||||||
Mpanahaka | tsy madio ~ tsy madio tena ~ solotika ~ solotidotika ~ vorery ~ misoritika ~ tsilotidotika ~ somitika ~ misotisoty ~ mitavontavona ~ somerongerona ~ misavoretaka ~ vazina ~ misotitika ~ mikesonkesona ~ mifotafota ~ mahamenatra ~ vetaveta ~ mahavoafady ~ mahafaty vorona ~ tsy fampiseho masoandro ~ mamoafady | ||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny maloto io | ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |