|
|
|
|

Teny iditra 1  vazina
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fanazavàna teny malagasy  11 Feno vovoka, maloto, komavoka, be fotaka: Vazina aoka izany Ikoto niarina avy tao anaty fotaka
12 Vasoka, vasobasoka, matromatroka toa maloto
13 Tsy misy hajany, revo amin' ny zavatra iray ka tsy mahatandro ny voninahiny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14 Poudreux, boueux, sale
15 Figuré: déshonoré, qui s’adonne entièrement à quelque chose sans s’occuper de son honneur [1.3]
Ohabolana  16  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  vazina, 17 vizana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21