|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifotafota
Fototeny  2 fotafota
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Enti-milaza olona manao fihinan' ankizy ka mihosina sy mitavana menaka ny tanana sy ny vava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to slaver, to foam, to rave. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  mifotafotà
Fototeny  11 fotafota
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifotafota [Fitanisana]
Fanazavàna teny anglisy  [1.2]

Fivaditsoratra  mifotafotà, mifotafota, 13 mitafotafo, 14 mitofatofa

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13