Teny iditra (1/3) | 1 ambozontany |
Singan-teny | 2 vozona, tany |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Anarana omena ny hadilanana na keoka mampitohy havoana roa mifanakaiky, toy ny eo amin' ny iorenan' ny katedraly katolika ao Fianarantsoa. Toy ny toerana omen' ny Merina anarana hoe ankadilanana izany. [Betsileo]
[1.10#A422] |
Teny iditra (2/3) | 5 Ambozontany |
Singan-teny | 6 vozona, tany |
Sokajin-teny | 7 anaran-tsamirery (haitoetany) |
Voambolana |
8 Haitoetany: tanàna |
Fanazavàna teny frantsay |
9 quartier de la vieille ville haute de Fianarantsoa [3.1] |
Tsanganana sy sary iray takila |
10 Fitanisana |
Sary |
|
Teny iditra (3/3) | 12 Ambozontany |
Sokajin-teny | 13 anarana (orinasa, sns.) |
Voambolana |
14 Mpanonta printy, gazety |
Fanazavàna teny frantsay |
15 Raison sociale de la maison d'éditions de la Compagnie de Jésus, autrefois située à Fianarantsoa (quartier d'Ambozontany ), et maintenant à Analamahitsy, au nord d'Antananarivo [3.1] |
Boky momba Madagasikara |
16 Aperçu de la grammaire malgache : correspondant aux pages vii à xv du Dictionnaire Malgache-Français (1888) 17 Au Coeur de l'Ile Rouge : 50 ans de Vie à Madagascar. (1991) 18 Contes de la Côte Ouest de Madagascar (1991) 19 Des sagaies aux ombrelles : Madagascar 1947-2002 (2004) 20 Dictionnaire français-malgache (2003) 21 Dictionnaire Historique et Géographique (1966) 22 Dictionnaire malgache-français (1987) 23 Filozofia Malagasy (1970) 24 Fiteny Mamiko : kilasy fahatelo (1967) 25 Fiteny Mamiko : kilasy fahefatra (1967) 26 Fitsipi-pitenenana Malagasy Ara-drafitra (1975) 27 Fizarana mandika teny (1972) 28 Fomba Antakay : (Bezanozano) (1973) 29 Fomban-dRazana Antemoro (1970) 30 Fomban-dRazana Tsimihety (1985) 31 Grammaire malgache : Enseignement secondaire 6ème-3ème (1971) 32 Hafatry ny Mpaminany 33 Hainteny ankehitriny (1990) 34 Hianatra hivavaka isika e! 35 Imerina-Imady : Tantara notovozina tamin' ny lovan-tsofina, fasan-drazana, tsangambato, fady (1997) 36 Inona hay ny mivavaka 37 Kristy Velona 38 Le Collège St-Michel (1888-1988) (1988) 39 L'insurrection des Menalamba 40 L'insurrection Malgache de 1947 (1986) 41 Loharano : T7 (1996) 42 Loharano : T8 (1987) 43 Loharano : T9 (1988) 44 Madagascar et le Christianisme (1993) 45 Madagascar – Les Missionnaires Acteurs du Développement (2001) 46 Masina ny Tompo 47 Md Paoly : Mpitantana ara-panahy 48 Ny Atao no Miverina : Ethnologie et Proverbes Malgaches (1987) 49 Ny diam-penin' ny Avana Ramanantoanina (1993) 50 Ny diantsika olombelona 51 Ny Haintenin'ny Ntaolo (1970) 52 Ny kabary (1969) 53 Ny Ohabolana Malagasy (1988) 54 Ny riba malagasy eran' ny nosy (1997) 55 Ny Tantaran'ny Fiangonana (1987) 56 Ny tantaran' ny Olomasina 57 Rakibolana frantsay - malagasy : Dictionnaire français - malgache (2003) 58 Rakibolana malagasy (1985) 59 Ranary : kambananarian-dray (1990) 60 Salamo 12 61 Soratra Vavolombelona (1972) 62 Tantara Betsileo : Lovantsaina I (1975) 63 Un Complot Colonial à Madagascar : L'affaire Rainandriananpandry. (1990) 64 Vainafo Tononkira (1969) 65 Vakoka : Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache (1957) 66 Vakoka : Dictionnaire des Synonymes de la Langue Malgache (1965) 67 Vavaka ao am-po |
Tsanganana sy sary iray takila |
68 Fitanisana |
Sary |
|
Fivaditsoratra | 71 Ambozontany, ambozontany, Ambozontany, ambozontany |
Nohavaozina tamin' ny 2024/03/31 |