|
|
|
|

Teny iditra (1/6) 1  loharano
Singan-teny  2 loha, 3 rano
Sokajin-teny  4  anarana
Fanazavàna teny malagasy  5 Rano miboiboika avy ao anaty tany, izay rano avy amin' ny ranonorana naninteraka tany anaty tany ka mipoitra indray avy eo; ny loharano rehefa mitambatambatra amin' ny hafa no tonga sakeli-drano, dia renirano ary ony: Ao anaty lobolobo ao misy loharano
6 Fototra iandohana, iavian' ny zavatra iray: Andriamanitra no loharanon' ny soa rehetra / Ny fianarana no loharano ipoiran' ny fandrosoana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  7 a spring of water [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  8 source [1.8]
Ohatra  9  ka gaga Andrianampoinimerina raha vao nahita ny loharano tao Manohilahy [2.48#606]
Fikambanana  10  Fitenena, anaran-tany, anaram-javamaniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny hoe loharano
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/6) 12  loharano
Zana-dohateny  13  T7
Sokajin-teny  14  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  15 Rabemiza Basile
16 Randrianasolo Joseph Labre
17 Rakotonjanahary Benoît
18 Randriambololona André
19 Razanamanana Marie Jeanne
20 Randrianirinasoa Jean Hippolyte
Mpanonta printy  21  Ambozontany. 1996. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 191.

Teny iditra (3/6) 22  loharano
Zana-dohateny  23  T8
Sokajin-teny  24  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  25 Rakotonjanahary Benoît
26 Randrianasolo Joseph Labre
27 Razanamanana Marie Jeanne
28 Rabemiza Basile
29 Randrianirinasoa Jean Hippolyte
30 Randriambololona André
31 Ralambozafy Jean
Mpanonta printy  32  Ambozontany. 1987. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 192.

Teny iditra (4/6) 33  loharano
Zana-dohateny  34  T9
Sokajin-teny  35  anarana (lohatenim-boky) [Fitanisana]
Mpanoratra  36 Randriambololona André
37 Rabenandrasana Alfred
38 Randrianasolo Joseph Labre
39 Rafaralahimboa Henriette
40 Ralambozafy Jean
41 Rakotonjanahary Benoît
42 Rabemiza Basile
Mpanonta printy  43  Ambozontany. 1988. Haavony: 22cm. Ambainy: 15cm. Takila: 152.

Teny iditra (5/6) 44  loharano
Singan-teny  45 loha, 46 rano
Sokajin-teny  47  anarana (gazety)
Voambolana  48  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  49 Andrianjafitrimo Edouard

Teny iditra (6/6) 50  Loharano
Singan-teny  51 loha, 52 rano
Sokajin-teny  53  anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana]
Voambolana  54  Haitoetany: tanàna

Fivaditsoratra  55 horoñala, Loharano, loharano

Nohavaozina tamin' ny 2026/09/26