|
|
|
|

Teny iditra (1/6)1 rano
Sokajin-teny  2 anarana
Fanazavàna teny malagasy  3Zavatra mikoriana izay tsy manana bika ho azy, fa maka ny bikan' ny fitoerana asana azy na ny toerana misy azy ihany, tsy misy lokony na tsirony, ary atao fisotro, fanasana zavatra ary fidiovana. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4water [Mal. Ayer; Jav. Koki, and Toyan rano; Caroline Islands rao; Ceram arr; New. Heb. Ôna; Menadu and Port Morseby ranu.]. [1.2]
5water; liquid. [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6eau. [1.8, 1.196]
7liquide. [1.8]
8eau. [Sakalava-Mayotte] [1.405]
Ohatra  9 Niroboka tao anaty rano izy ireo; [2.324#]
10 Misotro rano dikain' ny gisa anie! [2.69#286]
11 Nalahatra tsara niamboho rano ireo [2.576]
12 Jereo iry botry am-povoan-drano iry! [2.442#95]
13 ny lakana no manjaka ambonin'ny rano
inona no manjaka ambonin'ny tany?
[2.131]
14 Tsy mahita intsony ny masoko ditsoky ny rano [2.471]
15 Tsy nangataka rano hosotroina intsony koa izy [2.470]
16 rano mangatsiaka izany, hoy ilay namany nandika [2.472]
Haiendriteny 
17 Tsotra :
18 Tovonana :
Sampanteny 
Matoantenin' ny iharana :
Anarana :
Kamban-teny rehetra  21Fikambanana 471 amin' io teny io
Ohabolana  22 Ohabolana misy io teny io
Lahatsoratra  23Randzavola: rano ao amin' ny Baiboly

Teny iditra (2/6)24 rano
Sokajin-teny  25 anarana
Fanazavàna teny frantsay  26la sève qui s'écoule des arbres. On dit aussi ranon-kazo (littéralement : eau des arbres). Mais cette expression a changé de sens. Autrefois elle s'appliquait aux teintures préparées à partir des bois colorants : bois de campêche, bois de rose, nato, etc. La sève de certaines plantes reçoit un nom spécial quand elle a des emplois particuliers. Par exemple : ranon' akondro : sève obtenue du Bananier.. [1.196]
Voambolana  27 Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  28ranon' akondro

Teny iditra (3/6)29 rano
Sokajin-teny  30 anarana
Fanazavàna teny anglisy  31a child that dies under two years of age. [1.2]

Teny iditra (4/6)32 rano
Sokajin-teny  33 anarana
Fanazavàna teny anglisy  34a disease supposed to arise from water. [1.2]
Voambolana  35 Fahasalamana

Teny iditra (5/6)36 rano
Sokajin-teny  37 mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  38soft, delicate; liquid; very sharp; suffused with perspiration. [1.2]

Teny iditra (6/6)39 raño
Sokajin-teny  40 anarana
Fanazavàna teny malagasy  41sakaiza. [Taisaka] [1.78]

Fivaditsoratra  42 raño, rano, 43 rona, roña

Nohavaozina tamin' ny 2025/11/05