|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitangorona
Fototeny  2 tangorona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivory betsaka manodidina tsisy filaharana na filantoana: Nitangorona nanodidina azy ny olona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to surround, to encircle [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 se réunir tout autour [1.3#672, 1.8]
11 être réunis, groupés [1.3#672]
12 encercler; s'attrouper [1.8]
Ohatra  13  mitangorona ny vahiny hijery sy hilaino. [2.356#]
14  Ny mpizaha amin' izany dii mitangorona be manodidina. [1.437#]
15  mitangorona maro amin' ny toerana iray ny tsangambaton' ny fianakaviana sasany. [2.508#]
Mpanahaka  16  mamorom-potsy, 17  manao faribolana, 18  manao lahirodona, 19  miady hihy, 20  mifanesika, 21  mifanety, 22  mifanitsa-kitro, 23  mifanizina, 24  mihahohaho, 25  mihalohalo, 26  mikatona, 27  mivotretrika

Teny iditra (2/2) 28  mitangoròna
Fototeny  29 tangorona
Sokajin-teny  30  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitangorona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3#672]

Fivaditsoratra  mitangoròna, mitangorona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13