|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mihahohaho
Fototeny  2 hahohaho
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Misamonomonona manao feo re hatraiza hatraiza: Mihahohaho ny renitantely
9 Be dia be, maro be mihetsiketsika sarotra isafna: Mihahohaho ny olona tonga hijery lanonana
10 Manao feo tsy mazava tsara fa toa mifangaroharo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to wrangle; to speak in a low tone [1.2]

Teny iditra (2/3) 12  mihahohaho
Fototeny  13 hahohaho
Sokajin-teny  14  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  15 [Provincial] to disperse [1.2]

Teny iditra (3/3) 16  mihahohaho
Sokajin-teny  17  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
18  Ny ankehitriny :
19  Ny lasa :
20  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  21 mihetsiketsika sady misavoritaka [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  22 grouiller [1.13]

Fivaditsoratra  mihahohaho, 23 mihohahoha

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20