|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mitaiza
Fototeny  2 taiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampinono, mamelona: Nitaiza ny zanany rehetra io vehivavy io
9 Mikarakara izay hahasoa, miahy: Rakoto zokiko no mitaiza io lahiantitra io
10 Manao izay haha-olom-banona: Mitaiza tsara ny mpianany io mpampianatra io. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to nurse, to bring up [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 nourrir, élever [1.8]
Ohatra  13  Izy izao no mitaiza an-dRazaimalala? [2.324]
Mpanahaka  14  mamelona, 15  miahy, 16  mikajakaja, 17  mikanonkanona, 18  mikarakara, 19  miraharaha
Fikambanana  20  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mitaiza
Ohabolana  21  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 22  mitaizà
Fototeny  23 taiza
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mitaiza [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mitaizà, mitaiza

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/14