|
|
|
|

Teny iditra 1  mikanonkanona
Fototeny  2 kanonkanona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mikarakara raharaha madinidinika toy ny ao an-tokantrano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to be occupied with small matters [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  9 s'occuper de petites affaires [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20