|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mikajakaja
Fototeny  2 kajakaja
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitandrina ka manao izay hahasoa: Ramatoa oadiko no mikalakaja ny tokantranonay
9 Manao, manamboatra, mamonona: Ny zokinay no mikajahaja ny sakafo maraina
10 Mitandrina, manara-maso: Mihajakaja ny fanaovan-dalana Rakoto [1.1]
Mpanahaka  11  manolokolo, 12  Mikarakara

Teny iditra (2/2) 13  mikajakajà
Fototeny  14 kajakaja
Sokajin-teny  15  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikajakaja [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mikajakajà, mikajakaja

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13