|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 milamina |
| Fototeny | 2 lamina |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
| Haiendriteny |
|
| Sampanteny |
|
| Fanazavàna teny malagasy |
9 Milahatra tsara: Mahafinaritra ny mijery izao boky milamina izao
10 Mirindra, milanto, mandeha tsara: Hatramin' ny nahatongavan' io mpampiasa io, milamina tsara ny raharaha 11 Voamboatra, voavitrana, voarindra: Efa milamina ny fihavananay 12 Tsy mikorontana, voakarakara ka amin' ny toerana tokony hisy azy avy ny zavatra: Milamina tsara ianareo izany ~ Izany ka tokantrano milamina 13 Tsy misy zavatra manembantsembana, misosa tsara: Nilamina tsara ny dianay 14 mandeha tsara, mizotra milamina, tsy misy vato manoha riana, tsy misy volo manoha randrana [1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
15 to be arranged, to be in order
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
16 être arrangé, disposé en ordre, s’arranger; aller, agir à son aise: Milamina tsara ny raharahantsika izao (Notre affaire est maintenant bien arrangée, marche bien) ~ Efa milamina tsara ny fihavananay izao (Nos relations se sont bien arrangées, sont redevenues bien bonnes) ~ Nilamina tsara ny dianay (Nous avons marché bien à notre aise)
[1.3] |
| Ohatra |
17 Amin’ny fotoana milamina, ilaina ny fifanakalozan-kevitra.
[4.27]
18 Daka milamina, tsy rototra, tsy misy fanontaniana intsony koa. [2.472#220] |
| Tovy hevitra | 19 milanto, mimpirina, miravona, mirindra, misononoka, misosa |
| Fikambanana | 20 Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how milamina |
| Teny iditra (2/2) | 21 milamìna |
| Fototeny | 22 lamina |
| Sokajin-teny | 23 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao milamina [Fitanisana] |
| Fanazavàna teny malagasy |
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[1.3] |
| Fivaditsoratra | 24 mamilañy, 25 mamilìna, mamilina, milamìna, milamina |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13 |
|