|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  SeFaFi
Sokajin-teny  2  anarana (fanafohezanteny) [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [4.27] Fikambanana niforona tamin'ny volana Febroary 2001 ny Sehatra Fanaraha-maso ny Fiainam-pirenena.

Tsy miankina amina antoko na iza na iza ny Fikambanana, ka izao no zava-kendreny :

  • Mamantatra sy mandalina ny olana eo anivon'ny fiarahamonina, indrindra ny mikasika ny demokrasia, ny Fanjakana tan-dalàna, ny fitantanana ny raharaham-pirenena.
  • Maneho ny heviny eo anoloan'ny zava-mitranga raha misy fisehoan-javatra amin'ny lafiny fiarahamonina na politika ka mety hanamarika ny ho avin'ny olom-pirenena
  • Mampiely ny vokatry ny fikarohana ataony.

Voambolana  4  Fikambanana
Teny nalaina  5  Soratra misy io teny SeFaFi io

Teny iditra (2/2)6  SeFaFi
Zana-dohateny  7  Observatoire de la Vie Publique
Sokajin-teny  8  anarana (gazety)
Voambolana  9  Mpanonta printy, gazety
Mpanoratra  10 
Mpanonta printy  11 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/26