Teny iditra marainakoa
Singan-teny maraina ; koa
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy Maraina be alohan' ny fiposahan' ny masoandro [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avant le lever du soleil [1.3, 2.415]
 De grand matin [2.415]
Ohatra 
1Vao maraina koa dia injao midobodoboka amin' ny fitotoam-bary sy koba izy dahy avy. [2.470]
22 Nifoha vao maraina koa izahay tamin' iny andro iny, fa hamboly voanjo. [2.472]
3Ary nony maraina koa, dia maka rano mahery amy ny tany fanalany rano mahery. [2.48]

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/23