Teny iditra |
koa
|
Sokajin-teny | mpampitohy
|
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka]
indray,
sy
[1.78]
|
| [Tanala]
toa,
toy : Iendan-draha misy koa olobe ahi-bare (gagan'ny fisiana toy ny olona be ava-vary)
[1.78]
|
| Teny miandoha fehezanteny ka ny heviny dia hoe "ary raha efa izany": Koa hoy Andriamanitra tamin' i Adama sy Eva Teny eo aorian' ny teny iray hafa ka midika hoe: "fanampin' izany, mitovy amin' izany": Handeha koa aho raha mandeha ianao Noho izany": Osa sy malemy izahay ry Tompo, koa ampio ny fahasoavanao Teny fanao mialoha ny famaranankevitra rehefa voalaza ny antonanton' ny renin-kevitra sy ny zana-kevitra: Koa tsy ho very ve raha tahaka izany ny fombao-drazantsika? / Mety diso rehefa mety ho olombelona, ary ianao dia olombelona, koa amin' izany, mety diso ianao [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Also, and so [1.7]
|
Fanazavàna teny frantsay | Et [1.3, 1.8]
|
| Aussi, de plus [1.8]
|
Kamban-teny |
|
Zanakanarana |
|
|
Teny iditra |
koa
|
Sokajin-teny | tambinteny
|
Fanazavàna teny malagasy | [Bara]
kosa
[1.78]
|
|
Teny iditra |
koa
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Fianjerana mikororosy, fidabohana rehefa avy miendaka [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | Action de s'ébouler, de tomber par plaques en se détachant, en se décollant, comme le plâtrage, comme les croûtes des blessures de la gale [1.3]
|
Sampanteny |
|