|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandamina
Fototeny  2 lamina
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikarakara mba hilanto na hirindra tsara, mandahatra: Mbola mandamina ny entanay ao i Dada sy i Neny fa vao tonga izao izahay
9 Manamboatra, mandanto, mandrindra: Izy no nantsoinay handamina ny adin-dry zareo ato atsimo sy avaratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to arrange, to set in order [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  11 arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Ohatra  12  Kandrefa, hoy izy, raha mandamina amy ny amany n' omby hianareo, dia ny vehivavy mitondra tena no manatitra isan' alarobia; [2.48#692]
Tovy hevitra  13 mamboatra, mampirina, mampirindra, manalaolana, mandahatra, mandanto, mandravona, mandrindra, mikajikajy, mikarakara, mikirakira, mikojakoja
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandamina

Teny iditra (2/2) 15  mandamìna
Fototeny  16 lamina
Sokajin-teny  17  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandamina [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Fivaditsoratra  mandamìna, mandamina

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15