|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mandravona
Fototeny  2 ravona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 fampiraisana hevitra maromaro [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  8 faire la synthèse [1.13]

Teny iditra (2/3) 9  mandravona
Fototeny  10 ravona
Sokajin-teny  11  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
12  Ny ankehitriny :
13  Ny lasa :
14  Ny hoavy :
15  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Mampitovy tantana, manovona ny iva ary misoroka ny avo ho marin-tampona, manarina:Mandravona ny arabe
17 Mampitovy: Mandravona ny fananana [1.1]
18 mampitovy tantana [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  19 niveler [1.13]
Voambolana  20  Haitao
Fikambanana  21  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mandravona

Teny iditra (3/3) 22  mandravòna
Fototeny  23 ravona
Sokajin-teny  24  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandravona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mandravòna, mandravona

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15