|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mandrindra
Fototeny  2 rindra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mandahatra, mandamina, mandanto: Mandrindra ny fandaharam-potoana
9 Mampifanaraka, mamitrana: Mandrindra ny fifankatiavana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to set in order, to arrange; to reconcile [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 arranger, mettre en ordre; réconcilier [1.8]
Ohatra  12  manahirana ny mandrindra ny fiainana an-tanàn-dehibe ifanotofan' ny olona. [2.445#]
13  Indraindray dia mila manao izany hatrany mandrindra ny adiny iray na mahery ianao. [2.424#]

Teny iditra (2/2) 14  mandrindrà
Fototeny  15 rindra
Sokajin-teny  16  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mandrindra [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]

Fivaditsoratra  mandrindrà, mandrindra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15