Teny iditra | volambita | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tambahoaka] Anaran'ny volana faha-11 amin'ny taona [1.78] | |
[Bara] Anaran'ny volana mifanandrify amin'ny Aogositra [1.78] | ||
[Bezanozano] Volana faha-11 amin'ny taona [1.78] | ||
[Sihanaka, Tanosy] Anaram-bolana fahavalo amin'ny taona [1.78] | ||
Ohatra | ny Sakave dia ho Asombola ny Volambita dia ho Adimizana;
[2.113] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny volambita io | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/01/27 |