Teny iditra | novambra | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Anaran' ny volana fahiraika ambin' ny folo amin' ny taona, misy andro 30 [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | November [3.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Novembre [3.1] | |
Voambolana | Fotoana | |
Ny fihaviany | Anglisy: November. Frantsay: novembre. | |
Tsanganana sy sary iray takila | Fizaran' andro | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |