Teny iditra | malemy (lemy) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Malefaka, malambolambo: Malemy ny hoditry ny zaza Mora aforitra, tsy henjana, mora tapaka: Vola malemy ~ Malemy ity rantsan-kazo ity Mora tsakoina, boda, bodaka, mihonankonana: Tsara masaka ny hena ka malemy ~ Savoka malemy Kely aina, tsy matanjaka, mihozohozo, mangozohozo: Mbelà fa malemy loatra ianao ka tsy hahavita io asa io Tsy afa-manohitra fa manaraka ambokony, morainy loatra, rainazy: Malemy loatra amin-janany io Ramatoa io [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Soft; weak [1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Mou [1.8, 1.13] | |||
Faible [1.8] | ||||
Ohatra | Katsaka efa matoy nefa mbola malemy no alaina.
[2.472] | |||
Sampanteny |
| |||
Kamban-teny |
| |||
Anaram-biby |
| |||
Anaram-javamaniry |
| |||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny malemy io | |||
Teny iditra | malemy (lemy) | |||
Sokajin-teny | anarana | |||
Fanazavàna teny malagasy | Voan'ny paralisia [1.13] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Paralytique [1.13] | |||
Voambolana | Fahasalamana | |||
Fivaditsoratra | malemy, mamely, milame |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/24 |