Teny iditra | malemy paika | |
Singan-teny | malemy ; paika | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny olona tsy mba maka mahery fa miteny na mihetsika mora sy milamina, olona maka mora, malefa-pihetsika [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | Gentle-mannered [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Aux manières douces [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16 |