Teny iditra malemy taolana
Singan-teny malemy ; taolana
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Voan'ny alofisaka; aretina vokatry ny tsy fahampian'ny otrik'aina D ka mahatonga ny taolana hiova bika [1.13]
Fanazavàna teny frantsay Rachitisme, rachitique [1.13]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/16