Teny iditra | 1 mavozo |
Sokajin-teny | 2 mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.78] [Sihanaka, Taisaka]
antitra 4 [1.78] [Taisaka] osa 5 [1.78] [Sakalava] sarotahotra 6 [1.78] [Sihanaka] reraka, sasatra, tsy ampy hery, kanosa 7 [1.1] osareraka, reradreraka, valabalaka: Nanao mavozovozo aho androany ka tsy afaka handeha (taloha) midonanapoana, tsy miasa |
Fanazavàna teny frantsay |
8 [1.3] faible, débile, fatigué 9 [1.19] [Tankarana] vozo |
Ohatra |
10 [2.69#] tsy mba manatrika fa mitoe-dahy mavozo; 11 [1.406#] tsy fotoanin-dahy ratsy, tsy sakin-dahy mavozo; |
Fototeny | 12 vozo |
Tovy hevitra | 13 mavozovozo |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |